Entry (1/2) | 1 mitily |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
mitsikilo 4 [1.78] [Sihanaka] mandinika 5 [1.1] Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo 6 [1.13] manao andry maso mba hikendrena zavatra iray |
Explanations in French |
7 [1.13] guetter |
Root | 8 tily |
Morphology |
|
Analogs | 13 mitsikilo, manarangarana, manazangazana, mitaratra, mizaha taratra, mijery fandry, mikendry, miandry, manao andry maso, miambina, mandry tsy aman' afo |
Entry (2/2) | 14 mitily |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Bara]
misidintsidina, manidina avo |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |