|
|
|
|

Entry1  mitovy tantana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy misy avo sy iva toy ny fandrin-drano
Elementary words  4  mitovy, tantana
Analogs  5  mitovy rano, mitovy saranga, mitovy lenta, mitovy lemba, mitovy soroka, marina, marin-drano, marin-tampona, marin-toerana, ankamarenana, lemaka, fandrin-drano, ranoray, bambaray, mitohy nonoka
Compound words 

Updated on 2024/12/10