|
|
|
|

Entry1  ny hendry ihany no anarina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry)
Elementary words  4  hendry, ihany, anarina

Updated on 2024/12/07