|
|
|
|

Entry1  rehetra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Adjectives :
Explanations in Malagasy  4  Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra
5  Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny) [1.1]
Explanations in English  6  all [1.7]
Explanations in French  7  tous, tout [1.3#522, 1.8]
8  cf. avokoa, daholo, samy [1.8]
Examples  9  Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472]
10  Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: [2.471]
11  mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo [2.299#8]
Morphology 
12  Simple :
Synonyms  13  avokoa, daholo, ijiaby, samy
Analogs  14  Daholo, tsy vaky volo, poporohana, na iza na iza, na zovy na zovy, safobemantsina, manontolo, tsy ankanavaka, tsy misy avakavaka, faobe, tsy mifaka
Compound words 

Anagrams  17  heretra, rehetra

Updated on 2020/07/31