|
|
|
|

Entry1  tandra vadin-koditra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra tsy azo sarahina fa miaraka mandra-pahafaty; zavatra tsy mahay misaraka amin' ny zavatra hafa iray: Tandra vadin-koditry ny olombelona ny aretina
Elementary words  4  tandra, vady, hoditra

Updated on 2024/12/07