|
|
|
|

Entry1  tanety lava misy fisainana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza fa tsy tokony hanapatapa-kevitra maimaika, fa hiandry fotoana lavalava mba haka saina tsara
Elementary words  4  tanety, lava, misy, fisainana

Updated on 2024/12/07