Entry |
tanyravo > taniravo
|
Elementary words | tany ;
ravo |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Tanimanga, tany mora [1.78]
|
| Tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1]
|
Explanations in English | [ tany ravo ] White earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2]
|
| Chalk [1.42]
|
Explanations in French | Terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3]
|
Examples |
1 | Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo.
[2.48]
|
2 | toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony
[2.470]
|
|
Vocabulary |
|
Entry |
tanyravo > Taniravo
|
Part of speech | name (toponym)
|
Examples | Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any Taniravo amy ny Mandiavato
[2.48]
|
Vocabulary |
Coordinates | -19, 47.5
|
|