Entry | 1 teny imaso tsy mba kilema |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza hevitra aseho am-pahatsorana na dia tsy hahafaly ilay ilazana azy aza, sao manjary fanaratsiana na fifosana raha any amin' ny takona |
Elementary words | 4 teny, imaso, tsy, mba, kilema |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |