|
|
|
|

Entry1  tsara mandroso, tsara miverina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] firariana ny dian' ireo handeha lavitra ho lavorary, na eo amin' ny fandrosoana ho any na ny fiverenana hody
Elementary words  4  tsara, mandroso, miverina

Updated on 2024/12/24