|
|
|
|

Entry1  tsinay homana aty
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona mifamely na mifanimba nefa mpihavana na mpisakaiza izao, olona mamely ny havana akaiky, ny iray tampo, ny ankohonana iraisana
Elementary words  4  tsinay, homana, aty

Updated on 2024/12/07