|
|
|
|

Entry (1/8)1  to
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka, Bara, Tanosy] marina
4  [1.1, 1.13] marina
5  [1.1] mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy
6  [1.13] voamarina, ekena
Explanations in French  7  [1.3.fr#704, 1.13] vrai
8  [1.3.fr#704] véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé
9  [1.13] vérifié
Examples  10  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
11  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
12  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Morphology 
13  Simple :
14  Imperative :
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Passive verbs :
17  Relative verbs :
18  Names :
19  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  26  Proverbs containing the word to

Entry (2/8)27  to
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  [1.78] [Tanosy] fahamarinana
Derivatives 
30  Active verbs :

Entry (3/8)31  to
Part of speech  32  Unspecified
Explanations in Malagasy  33  [1.1] Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha

Entry (4/8)34  to
Part of speech  35  noun
Explanations in Malagasy  36  [1.1] teny anti-miantso ny alika
Synonyms  37  toa

Entry (5/8)38 
Part of speech  39  adjective
Explanations in Malagasy  40  [1.78] [Sihanaka] ity
Synonyms  41  taô

Entry (6/8)42  to~
Part of speech  43  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  44  [1.1] Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy)

Entry (7/8)45  to    
Part of speech  46  preposition [Full list]
Explanations in English  47  [1.17] mankany, ho any; ho an'...; eo amin'...
Compound words 

Entry (8/8)49  to    
Part of speech  50  preposition [Full list]
Explanations in English  51  [1.17] ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work)

Updated on 2025/01/21