|
|
|
|

Entry1  vatomainty
Elementary words  2  vato, mainty
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazam-bato mainty fahita betsaka eto amin' ny Nosy, heverina ho avy amin' ny fivainganan' ny mineraly niempo fahizay
5  [1.13] vato vandana mainty
Explanations in French  6  [1.4.fr#397, 1.13] granit
Examples  7  [2.587#] ny sasany kosa vao mitsoitsoy miakatra avy ao anaty rano, ary angamba ao anaty rano ao mbola mikintrana tahaka ny vatomainty.
Vocabulary  8  Geology
Synonyms  9  granita, vatorano

Updated on 2024/12/10