|
|
|
|

Entry (1/2)1  atsinanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao.
Explanations in English  4  [1.2] the east; atinanana is used in provinces.
5  [1.7] the east
Explanations in French  6  [1.3#66, 1.8] est
Examples  7  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
8  Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
Vocabulary  9  Space
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adverbs :
Other spellings  16  atinanana
Antonyms  17  andrefana
Compound words 
Ethnonyms 
Toponyms 
Hyperonym 
Holonym 
Proverbs  28  Proverbs containing the word atsinanana

Entry (2/2)29  Atsinanana
Part of speech  30  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  31  [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina
Vocabulary  32  Politique
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  55  The twenty-two regions
Illustrations 
56  57 

Anagrams  58  anantsanay, atsananany, atsinanana, Atsinanana

Updated on 2024/10/30