|
|
|
|

Entry (1/8)1  fe-
Part of speech  2  morphological form of fetra

Entry (2/8)3  fe
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [1.1]
Explanations in English  6  the thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [1.2]
7  the thigh [1.7]
Explanations in French  8  cuisse [1.8]
Vocabulary  9  Biology
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word fe

Entry (3/8)23  fe
Part of speech  24  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  25  nefa [Tanosy] [1.78]
26  fa, nefa [Bara] [1.78]
27  "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [1.1]
Explanations in English  28  used for the conjunction fa [1.2]

Entry (4/8)29  fe
Part of speech  30  noun or adjective
Explanations in Malagasy  31  hajambana
32  jamba [Taimoro] [1.78]
33  jamba [Taisaka, Bara, Tanala] [1.78]
Explanations in French  34  aveugle [Taisaka] [1.82]

Entry (5/8)35  fe
Part of speech  36  noun
Explanations in English  37  for tolana [Provincial] [1.2]

Entry (6/8)38  fe
Part of speech  39  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  40  Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
Explanations in English  41  used for emphasis as follows: teniko fe lehibe, manao fe manao [1.7]
Explanations in French  42  comme-ci comme-çà [1.3, 1.8]
43  Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût) [1.3]
Compound words 

Entry (7/8)53  fe
Part of speech  54  noun
Explanations in French  55  arbre indéterminé [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  56  Botany

Entry (8/8)57  Fe    
Part of speech  58  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  59  Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  60  iron [3.1]
Explanations in French  61  fer [3.1]
Vocabulary  62  Chemistry
Tables and plates  63  Periodic Table

Updated on 2024/10/30