Entry |
loharano
|
Elementary words | loha ; rano |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1]
|
Explanations in English | A spring of water [1.7]
|
Explanations in French | Source [1.8]
|
Examples | ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy
[2.48]
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
Loharano
|
Part of speech | name (book title)
|
Subtitle | T7 |
Author | Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte |
Publishings | 1996. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy.
|
Tables and plates | All the titles
|
|
Entry |
Loharano
|
Part of speech | name (book title)
|
Subtitle | T8 |
Author | Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean |
Publishings | 1987. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa.
|
Tables and plates | All the titles
|
|
Entry |
Loharano
|
Part of speech | name (book title)
|
Subtitle | T9 |
Author | Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile |
Publishings | 1988. Ambozontany. Width: 15cm. Height: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa.
|
Tables and plates | All the titles
|
|
Entry |
Loharano
|
Elementary words | loharano |
Part of speech | name (newspaper)
|
Author | Andrianjafitrimo Edouard, 1914 |
Vocabulary |
Tables and plates | All the titles
|
|
Entry |
Loharano
(loha, rano)
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333
-22.6166667, 47.8666667
-21.95, 48.1
|
|