Entry | 1 añintafara |
Elementary words | 2 añina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa ny andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona [1.1] 5 rivotra mahery [Tambahoaka] [1.78] |
Vocabulary |
6 Meteorology |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 28 anatrifana, añintafara, fanitarana, faritanàna, fatan' arina, fiatranana, nafatranay, nitarafana |
Updated on 2024/10/30 |