|
|
|
|

Entry1  anadahy
Elementary words  2  anaka, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny lehilahy izay iray tam-po namin' ny vehivavy: Notsenain-dRasoa anabaviny ry Rakoto sy Ranaivo, anadahiny avy tany Toamasina. Tovona: mi, mpi, ianadahiana, fianadahiana. [1.10#A.499]
5  Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa [1.1]
Explanations in English  6  A woman's brother. Used also of men when women are speaking. See rahavavy. [1.2]
7  A woman has rahavavy and an anadahy [1.26#13]
8  The brother of a woman [1.7]
Explanations in French  9  Frère d'une soeur [1.54]
10  Le frère d'une femme [1.8]
Examples  11  Ary Lidy e, Rainilidy anadahiko [2.470#142]
12  Tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza [2.606#191]
13  Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472#174]
Vocabulary  14  Relationships: family
Morphology 
15  Simple :
Derivatives 
16  Relative verbs :
17  Names :
Analogs  18  anabavy, rahalahy, rahavavy
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word anadahy

Anagrams  24  anadahy, hanadia, hiadana

Updated on 2024/08/13