|
|
|
|

Entry (1/4)1  baba
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  Ray [1.78]
5  Dada [1.78]
6  Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry [1.1]
7  Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [1.1]
Explanations in English  8  Father [1.2]
Explanations in French  9  (vieux mot). Papa [1.3]
Examples  10  tsy tiako akory izany, ry baba. [2.69#]
11  maty aho ty baba, maty aho ty neny! [2.606#]
Synonyms  12  aba, ada, dada, ikaky, ray
Analogs  13  Aba, kaky
Compound words 

Entry (2/4)15  baba
Part of speech  16  adjective
Explanations in Malagasy  17  Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona [1.1]
18  Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [1.1]
Explanations in English  19  An expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [1.2]
Explanations in French  20  Beau, magnifique, fameux [1.3]
Compound words 

Entry (3/4)22  baba
Part of speech  23  adjective
Explanations in Malagasy  24  miharihary [1.78]

Entry (4/4)25  baba
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  Jereo babaka [1.1]

Updated on 2023/10/24