|
|
|
|

Entry (1/5)1  fody
Root  2  ody
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiverenana indray amin' ny teny natao, fiverenana indray amin' ny tompony teo aloha
Explanations in French  5  [1.3] retourner au même maître, action de se dédire, de rompre un contrat
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/5)12  fody
Root  13  ody
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Fomba entina mody (any an-trano), na fomba entina mody (manao zavatra)
Explanations in French  16  [1.3] manière de retourner
Compound words 

Entry (3/5)18  fody
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Tanala] rindrina (mirindrina)
Zoonyms 

Entry (4/5)22  fody
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  [1.1] voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy
Explanations in English  25  [1.2] the Madagascar cardinal-bird, a species of weaver-finch. Foudia madagascariensis. It is also called the rice-bird, from the destruction it sometimes causes to the rice crops. During the breeding season the male bird is, except the wings, of a brilliant scarlet colour
also another species of weaver-finch. Ploceus algondae
26  [1.7] the rice-sparrow (the male is red in summer)
Explanations in French  27  [1.3] cardinal. Foudia madagascariensis
28  [1.54] cardinal
29  [1.8] petit oiseau qui fréquente les rizières : le mâle est rouge en été
30  [1.196] Nom d'un petit oiseau dont le mâle est rouge en parure de noces
Vocabulary  31  Zoology: birds
Synonyms  32  fitily
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Scientific name 
Proverbs  43  Proverbs containing the word fody

Entry (5/5)44  fody
Part of speech  45  noun
Explanations in French  46  [1.196] [Merina] Variété de banane rouge à maturité, encore appelée akondro fody.
Vocabulary  47  Botany

Anagrams  48  difo, fody

Updated on 2023/09/30