Entry | 1 fokontany |
Elementary words | 2 foko, tany |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fizaran-tany amin'ny kantao [Taisaka]
[1.78] 5 Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [1.1] |
Explanations in French |
6 les gens du clan [Taisaka]
[1.82] |
Examples |
7 Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny fokontany. [2.606#] 8 manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27#] |
Vocabulary |
9 Politique |
Analogs | 10 faritany, fivondronana, firaisana |
Compound words |
|
Quotes | 13 Texts mentioning fokontany |
Anagrams | 14 finantoko, fokontany, nafontiko |
Updated on 2023/12/08 |