Entry |
gaina
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
[1.1]
|
Explanations in English | Disappointed. See diso hevitra,
fola-tana-manondro,
haihay
[1.2]
|
Explanations in French | Désappointé, décontenancé [1.3]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
gaina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
|
Explanations in French | Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3]
|
Derivatives |
Synonyms | [more frequent than gaina] |
|