|
|
|
|

Entry (1/2)1  gaina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana [1.1#389]
Explanations in English  4  disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2]
Explanations in French  5  Désappointé, décontenancé [1.3#193]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
11  unkLabel:5av: :
Analogs  12  diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, mangaihay, mangasihasy, manjahatra, manjahana, mangotsoka, mangetoka, mitokaiky, ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra
Compound words 

Entry (2/2)14  gaina
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
Explanations in French  17  Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3#194]
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Names :
Synonyms  20  gaingaina

Anagrams  21  ainga, gaina

Updated on 2023/02/12