|
|
|
|

Entry1  gama
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1]
Vocabulary  4  Music: (in general)
Other spellings  5  gamatra
Analogs  6  do, re, mi, fa, sol, la, si
Illustrations 

Anagrams  8  agam, gama

Updated on 2023/11/26