Entry (1/3) | 1 hia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia [1.1] |
Explanations in English |
4 Leanness [1.7] |
Explanations in French |
5 Maigreur [1.3, 1.8] 6 Ténuité [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 11 hia |
Part of speech | 12 noun |
Vocabulary |
13 Meteorology |
Explanations in French |
14 Pluie qui ne cesse de tomber. [1.19] |
Entry (3/3) | 15 hia |
Part of speech | 16 interjection |
Explanations in Malagasy |
17 Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany voa! [1.1] |
Tables and plates |
18 All the interjections |
Anagrams | 19 ahi, hia, iha |
Updated on 2023/12/25 |