|
|
|
|

Entry (1/2)1  kady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo 4  aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1]
Explanations in French  5  Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Other spellings  11  kiady
Analogs  12  Voninahitra, tabiha, rehareha, sanga, endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tatamo ravaky ny farihy, kitro ifaharana, vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina

Updated on 2020/07/31