Entry |
karatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
|
Explanations in English | A card, a ticket [1.7]
|
Explanations in French | Carte d'entrée, billet [1.8]
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
karatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
[1.1]
|
Compound words |
|
Origin | French: carte.
|
Analogs |
karamanga |
|
Entry |
karatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
Analogs |
joro ~
lalitra ~
tangontsotrobe ~
samamena |
Illustrations |
|
|