Entry | 1 manitra |
Root | 2 hanitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova |
Explanations in English |
5 [1.7] fragrant |
Explanations in French |
6 [1.8] parfumé 7 [1.196] (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [Merina] |
Examples |
8 Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470] 9 Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471] 10 Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472] |
Vocabulary |
11 Botany |
Derivatives |
|
Analogs | 13 mani-pofona, mamerovero, mandraraka, manetonetona, maka volon' orona, midofaka, mamafana, andriamanitra |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 29 Ny tantaran' ilay savomanitra (Razafiniaina Charlotte) |
Proverbs | 30 Proverbs containing the word manitra |
Anagrams | 31 atranim, iantram, manitra, miantra, miantrà, namitra, nitaram, ranitam, taranim |
Updated on 2023/01/20 |