|
|
|
|

Entry1  manitra (hanitra)
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Botany
Explanations in Malagasy  4  Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova [1.1]
Explanations in English  5  fragrant [1.7]
Explanations in French  6  parfumé [1.8]7  (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [Merina] [1.196]
Examples  8  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
9  Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471]
10  Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472]
Derivatives 
11  Names :
Analogs  12  mani-pofona, mamerovero, mandraraka, manetonetona, maka volon' orona, midofaka, mamafana
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word manitra

Anagrams  19  manitra, miantra, miantrà

Updated on 2023/01/20