|
|
|
|

Entry (1/2)1  manomboka (tomboka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko 4  Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy 5  Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra [1.1]
Examples  6  manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470]
7  Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  Manao satrany, misantatra, manantatra, mitokana, manandrana, mamaky lay, misava ranon' ando, manintsana avido, mamaky tantana mamaky sarona, miala faditra ahitra, miala kopakopaka, mamari-body, tonga dia vavany, mitarika

Anagrams  13  mambokona, mambonoka, mañakombo, manomboka

Updated on 2020/07/31