Entry | mijery (jery) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Mihevitra [1.78] | ||||||||
Manatodika ny maso any amin' olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery ahy izy no niteny izany Mitazana: Aza mandany andro mijery eo am-baravarankely eo ianao Mitandrina: Nahoana no tsy mijery izay ataonao akory ianao Mihevitra: Tsy mijery afatsy ny fahamendrehany aho, / Mikarakara: Rakoto ve hijery ny mahantra Mahita ka tsy miraharaha, tsy milaza: Aza mijery arma an-tava Misy hevitra iraisana: mitily, mitsikilo, mizaha taratra, manazangazana, manarangarana, mangarangarana, mitaratra, manompirana, mangala-pijery, manao jery vilana, manao very maso, mitsipalotra (ny maso), mitodika, miherika, mangarika, mandritika, mijery ambony, miandrandra [1.1] | |||||||||
Explanations in English | To look at [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Regarder [1.8] | ||||||||
Examples | Misy fetra ny fahazakan' ny olona mijery na manao zava-doza.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mila jery | ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mijery | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |