Entry | 1 mirahavavy |
Root | 2 rahavavy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo |
Explanations in English |
5 [1.2] to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed. 6 [1.7] who are sisters |
Explanations in French |
7 [1.54] être soeurs (entres femmes) 8 [1.8] qui sont soeurs |
Examples |
9 Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina [2.470] 10 asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. [2.472] |
Vocabulary |
11 Relationships: family |
Analogs | 12 mirahalahy |
Toponyms |
|
Titles |
14 Izy mirahavavy (Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon)) 15 Izy telo mirahavavy (Andriamalala Emilson Daniel) |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mirahavavy |
Anagrams | 17 mirahavavy, vahimaravy |
Updated on 2023/04/08 |