Entry (1/2) | 1 ohabolana |
Elementary words | 2 ohatra, volana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] a proverb 6 [1.2] an adage, a trite saying |
Explanations in French |
7 [1.8] proverbe |
Examples |
8 dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48] |
Vocabulary |
9 Literature: (in general) |
Synonyms | 10 fitenenana |
Titles |
11 Du Ohabolana au Hainteny (Domenichini-Ramiaramanana Bakoly) 12 Ny Ohabolana Malagasy (Rahajarizafy Antoine de Padoue) 13 Ny Ohabolan' ny Ntaolo (Cousins William Edward) 14 Ohabolana () 15 Ohabolana Betsimisaraka (Samson Robert) 16 Ohabolana Betsimisaraka (Laimijay Joël) 17 Ohabolana Malagasy (Rinarasoa Estine) 18 Ohabolana malagasy (Ny Onja) 19 Ohabolana ou Proverbes Malgaches (Houlder J.A.) 20 Ohabolana sy fomba fiteny (Ramaroson Léonard) 21 Ohabolana Tantsiraka (Rakotoson Philippe) 22 Ohabolana vaovao (Ratsimbazafy Louis) 23 Ohabolana voalamina (Ratatamo) |
Tables and plates |
24 PROVERBS |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 32 Ohabolana |
Elementary words | 33 ohabolana |
Part of speech | 34 name (biblical book) |
Explanations in Malagasy |
35 [1.38] Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly |
Explanations in English |
36 [2.996] Proverbs: one of the books of the Bible |
Explanations in French |
37 [2.996] Proverbes: un des livres de la Bible |
Vocabulary |
38 Holy Scriptures |
Anagrams | 39 hobalanao, ohabolana |
Updated on 2023/06/27 |