|
|
|
|

Entry (1/2)1  papango
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1]
Explanations in French  5  Oiseau papangue [2.415]
6  Papangue [1.54]
7  Nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196]
Examples  8  Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471]
9  Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [2.996]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word papango

Entry (2/2)16  papango
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18  Se disait des voleurs [2.415]
Compound words 

Updated on 2023/10/07