Entry | 1 rahalahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto 4 Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. [1.1] |
Explanations in English |
5 A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy [1.2] 6 A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13] 7 The brother of a man; cf. anadahy [1.7] |
Explanations in French |
8 Frère d'un frère [1.54] 9 Le frère d'un homme; cf. anadahy [1.8] |
Examples |
10 Miarahaba anao aho, ry rahalahy! [2.583#4] 11 Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69#224] 12 Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508#336] |
Vocabulary |
13 Relationships: family |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 19 anabavy, anadahy, rahavavy |
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word rahalahy |
Article |
25 Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 26 hilahara, rahalahy |
Updated on 2023/07/22 |