Entry | 1 ratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra |
Explanations in English |
4 [1.7] a wound, an injury |
Explanations in French |
5 [1.8] blessure |
Examples |
6 Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony. [2.324] |
Vocabulary |
7 Health |
Derivatives |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word ratra |
Anagrams | 14 ratra, trara, trarà |
Updated on 2024/08/30 |