|
|
|
|

Entry (1/2)1  razana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo
4  ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [1.1]
Explanations in English  5  an ancestor [1.7]
Explanations in French  6  les ancêtres, les aïeux [1.3]
7  ancêtres [1.54]
8  ancêtre [1.8]
Examples  9  Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana. [2.470]
10  Natao ny famonosan-damba, dia naiditra am-bata ny razana. [2.472]
11  Izany no nahamasina ny razana, dia nahamasina an-dRabodonandrianampoinimerina [2.48]
Vocabulary  12  Relationships: family
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
15  Names :
16  Adverbs :
Compound words 
Phytonyms 
Titles  23  Antson' ny Razana (Rapatsalahy Paul)
24  Fomban-dRazana Antemoro (Rombaka)
25  Fomban-dRazana Tsimihety (Tongasolo Patrice)
26  Ny Fitenin-drazana (Rasamuel Maurice)
27  Ny harivolana na lahateny nentin-drazana : Ain' ny fiarahamonina malagasy-masikoro (Razafiarivony Michel)
28  Tantaran-drazana hitadidiana ny fihavanana ( )
Proverbs  29  Proverbs containing the word razana
Article  30  Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)31  razaña
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  zaran' antsy, ets. [Tambahoaka] [1.78]

Anagrams  34  nazara, razaña, razana, zarana

Updated on 2024/08/15