Entry 1/2 |
sakaiza
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Namana mifankazatra sy mifankatia amin' ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny tena: Miaraka foana Ibalita sy Isambilo sakaizany Enti-milaza koa lehilahy sy vehivavy mifangala-pitia any amin' ny takona (matetika, amin' ity hevitra ity, dia ampiana ny mpamaritra hoe ratsy: sakaiza ratsy
[1.1]
|
Explanations in English | A friend, a companion; used of the opposite sex it means a paramour [1.7]
|
Explanations in French | Ami, compagnon; amant [1.8]
|
Examples |
1 | Hitako, ambany aloka, ireo sakaiza.
[2.270]
|
2 | Hoy ny havana aman-tsakaizanareo eto Madagaskara
[2.649]
|
3 | dia mamangy ny rai-aman-dreny, sy ny lehibe, sy ny havana, sy ny sakaiza, dia manalitra vola jaka solombody akoho
[2.48]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
sakaiza
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Merina]
(au sens général : ami). Nom donné à un odi-tambavy, remède administré aux jeunes enfants. Voir aussi sakaizanankizy
[1.196]
|
Vocabulary |
|