Entry | sandoka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A fraud [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Fraude [1.8] | |||||||||||||||
Vocabulary | Law | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Entry | sandoka | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in English | Fraudulent, false [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Frauduleux, faux [1.8] | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Updated on 2023/05/19 |