Entry |
sitrapo
|
Elementary words | sitraka ; -po (fo) |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza
[1.1]
|
Explanations in English | The will; one's own desires [1.7]
|
Explanations in French | La volonté; les désirs [1.8]
|
Examples |
1 | Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana;
[1.369]
|
2 | Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay
[2.588]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Proverbs |
|