|
|
|
|

Entry (1/2)1  tafika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika
Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina
Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika
Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona!
Explanations in English  4  [1.7] a war party; an army
Explanations in French  5  [1.8] expédition guerrière; armée
Examples  6  Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna! [2.324]
7  Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy. [2.472]
Vocabulary  8  Military
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Names :
13  Adverbs :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word tafika

Entry (2/2)19  Tafika
Part of speech  20  name (anthroponym) [Full list]
Examples  21  ary i tafika teo Ambohijanaka [2.48]
Vocabulary  22  Religions, Beliefs
Tables and plates  23  The ancient idols

Anagrams  24  afitak, atifak, fatika, fitaka, tafika, Tafika, tifaka

Updated on 2023/08/11