|
|
|
|

Entry (1/2)1  tanjaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany [1.1]
4  Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.) [1.1]
5  Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka [1.1]
Explanations in English  6  Strength [1.2, 1.7]
7  Power, vigour, robustness. See aina, hery [1.2]
8  Vigor [1.7]
Explanations in French  9  Force [1.3, 1.8, 1.13]
10  Vigueur [1.3, 1.8]
11  Puissance [1.3, 1.13]
12  énergie, richesse [1.3]
13  Ce qui rend un édifice solide [1.3]
14  Renfort, tuteur [1.13]
Examples  15  Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy. [2.470]
16  Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa. [2.472]
Morphology 
17  Simple :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Nouns :
22  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)25  tanjaka
Part of speech  26  noun
Vocabulary  27  Botany
Explanations in French  28  (sens général : force, vigueur, puissance). Nom de plusieurs plantes réputées fortifiantes ou prises comme remède contre l'impuissance. Suivant les dialectes, surtout : [1.196]
29  Anacolosa pervilleana Baill. (Oleaceae). Décoction des feuilles administrée aux convalescents, aux personnes affaiblies. [1.196]
30  Humbertoturraea sp. (Meliaceae), réf. Service Forestier 5924. Décoction très amère prise surtout contre l'impuissance. [1.196]
Scientific name 

Updated on 2023/08/16