Entry |
toraka
|
Part of speech | conjunction
|
Explanations in Malagasy | Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1]
|
Explanations in French | Comme, de même que, égal, s [...] [full text in 1.5]
|
Synonyms | ~ |
|
Entry |
toraka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1]
|
Explanations in French | Action de lancer [1.3, 1.5]
|
| Action de jeter [1.3]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
toraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1]
|
Explanations in French | Puissance [1.13]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Proverbs |
|