Entry (1/4) | 1 vatolahy |
Elementary words | 2 vato, lahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bara]
tsangamBAto 5 [1.1] Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana 6 [1.13] tsangambato naorina ho fahatsiarovana |
Explanations in French |
7 [1.3#817] Longue pierre dressée sur un tombeau, ou sur une hauteur, au bord d’une route, avec inscription commémorative 8 [1.13] stèle, pierre levée |
Examples |
9 Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy. [2.270] 10 Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499] |
Synonyms | 11 vato mitsangana, tsangambato |
Titles | 12 Vatolahy (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) |
Quotes | 13 Texts mentioning vatolahy |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 15 vatolahy |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 [1.13] lave solidifiée en colonne prismatique |
Vocabulary |
18 Geology |
Illustrations |
|
Entry (3/4) | 20 Vatolahy |
Elementary words | 21 vato, lahy |
Part of speech | 22 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
23 Geography: towns |
Entry (4/4) | 24 Vatolahy |
Elementary words | 25 vatolahy |
Part of speech | 26 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
27 Literature: books |
Author |
28 Rabetsimandranto Fidelis-Justin |
Anagrams | 29 halavito, halivato, tavolahy, Vatolahy, vatolahy |
Updated on 2024/08/26 |