|
|
|
|

Entry (1/3)1  vorondolo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro) [1.1]
Explanations in English  5  An owl [1.7]
Explanations in French  6  Hibou [1.54, 2.415, 1.8]
Examples  7  vorondolo nitera-boromanga izy, hoy Bina. [2.499#]
8  Asa, hisy hanongotra ny tolàna sy ny varavarana ka ny vorondolo sy ny hitsikitsika no honina ao aminy. [2.470]
Elementary words  9  vorona, lolo
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word vorondolo
Article  13  Randzavola: vorondolo ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)14  vorondolo
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  Se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit [2.415]

Entry (3/3)17  Vorondolo
Part of speech  18  name (toponym)
Vocabulary  19  Geography: towns
Elementary words  20  vorondolo
Tables and plates  21  Full list

Updated on 2023/01/03