Index |
|
|
|
Proverbs : Andriamasoandro
|
|
|
Proverb 1 | Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.415 #3109]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona. [2.558]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka mitsidik’ andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.653 #1174]
|
French translation | Cet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [2.415 #3109]
|
French interpretation | Marche du soleil. [2.415 #3109]
|
|
|
Index |
|
|