|
|
|
|

Index

Proverbs : arotsahy

Proverb 1Aza manao tovolahy mahita fotsimbary, ka arotsahy ihany. [2.558 #597]
Toy ny tovolahy mahita fotsimbary, ka "Arotsahy, arotsahy ihany" . [2.165 #1920]
Tovolahy mahazo fotsimbary, ka " arotsahy ihany " . [2.415 #1590]
Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa izay ho farany, fa ny "arotsahy ihany". [2.558 #4232]
Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa ny farany, fa " arotsahy ihany " . [2.415 #1590, 2.653]
French translationComme un jeune homme trouvant du riz blanc (c.à.d. décortiqué) et disant: "Mettez-le dans la marmite" . [2.165]
Jeune homme qui a du riz décortiqué : il ne songe pas à l' avenir mais il dit : faites-en toujours cuire, et il le consomme. [2.415 #1590]
French interpretationCe n' est pas lui qui a eu la peine de le produire, et il ne pense pas non plus au lendemain. [2.165]
Se disait des prodigues et des imprévoyants. [2.415 #1590]

Index