Index |
|
|
|
Proverbs : lafy
|
|
|
Proverb 1 | Aza manao an-dafin-drano tsy mba miisa. [2.558]
Aza manao an-dafin-drano tsy mba misa. [2.165 #2258, 2.653 #416]
|
French translation | N' excluez pas du partage ceux qui sont de l' autre côté de l' eau. [2.165]
|
|
|
Proverb 2 | Tsy avela tsy ho azo : an-danitra toharana, an-dafin-drano lakanina. [2.558 #4483]
Tsy avela tsy ho azo : an-danitra toharana, an-dafin-drano lakanina, an-tany hadina. [2.653 #3339, 2.974 #34]
|
French translation | Il faut que je l’aie: s’il est au ciel, je prendrai une échelle; de l’autre côté de l’eau, je prendrai une pirogue; à l’intérieur de la terre, je prendrai une bêche. [2.974 #34]
|
|
|
Proverb 3 | Tsy mety raha an-dafin-drano ka tsy ho lakanina, ary an-dafin-tsaha ka tsy ho toharana. [2.558 #4581]
Tsy mety raha an-dafin-drano, ka tsy holakanina, na an-dafin-tsaha, ka tsy hotoharina. [2.165 #452]
|
French translation | Ne me refusez pas un canot si je suis de l' autre côté de l' eau, et venez à ma rencontre si je suis de l' autre côté d' un champ. [2.165]
|
|
|
Index |
|
|