Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : lozodozotra | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Lozodozo-pahandro, mantoanto fitono : ny atao ihany ka mankarary. [2.415 #4509]
Lozodozo-pahandro sy | ||||||||||||||||||||
French translation | Rôti à peine cuit, mets mal préparé : on est indisposé par sa propre faute. [2.415 #4509] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Le sens est : c' est indigeste, et on est puni par où on a péché; autre sens : travail fait à la légère ne profite que médiocrement. [2.415 #4509] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mitono manao mantamanta; mahandro manao lozodozotra; ka ny atao ihany no mankarary am-bavafo. [2.165]
Mitono manao mantamanta, mahandro manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary. [2.558 #2480] Mitono, manao mantamanta; mahandro, manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary am-bava-fo. [2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si en grillant dans le feu, ou en cuisant dans la marmite, on ne fait cuire qu' à demi, on aura mal à l' estomac par son fait. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||