Index |
|
|
|
Proverbs : mielo mena
|
|
|
Proverb 1 | Androngo milanja vonin' avoko : ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.415 #704]
Androngo nilanja vonin' avoko, ny mihinana tsy ela, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.558 #245]
Androngo nilanja vonin' avoko: ny mihinana tsy toy inona, fa ny mielo mena no tsy tanty. [2.653 #226]
|
French translation | Lézard qui porte une fleur d'avoko : la manger, ce n' est pas une affaire, mais le dangereux c' est de porter un parasol rouge. [2.415 #704]
|
French interpretation | La fleur d' avoko est rouge ; le proverbe fait allusion au parasol rouge, signe de la souveraineté ; le sens est que les officiers concussionnaires ne craignent que le souverain. [2.415 #704]
|
|
|
Index |
|
|