Index |
|
|
|
Proverbs : toroana
|
|
|
Proverb 1 | Toloran' olona vola hianao, tandremo ; toroana hevitra hianao, raiso ihany. [2.415 #6528]
|
French translation | Quelqu' un vous offre de l' argent, prenez garde ; on vous suggère un avis, recevez-le. [2.415 #6528]
|
|
|
Proverb 2 | Tsy misy zazakely vao miana-mandeha, ka hotoroana ny lalan-kaleha ; tsy misy akohokely jamba ka hotohinina vao mianavaratra, tsipazam-bary vao mivoaka. [2.415 #6134]
|
French translation | Vous n' êtes pas un enfant à qui on montre la route qu' il doit suivre ; vous n' êtes pas un poussin aveugle qui aille au nord, à la place d'honneur, quand on le chasse, ou qui sorte du parc quand on y jette du riz pour lui. [2.415 #6134]
|
French interpretation | Se disait des personnes sages et fidèles. [2.415 #6134]
|
|
|
Index |
|
|